ADJ (L’Austral des Jeux) dia mitady olona « Hivarotra mandehandeha an-dalambe » eto Antananarivo.
Ny angatahina aminao :
- Mavitrika
- Mazoto
- Tia mitsiky
- Efa feno taona
- Fanampiny raha efa manana traikefa amin’ny varotra
Ny tombony azonao :
- Karama « Fixe »
- « Pourcentage » amin’ny entana lafo
- « Prime »
- Ny « Contrat » dia « CDI »
Raha liana ianao dia antsohy ny 032 05 051 52 afahana mahazo « RDV ».
Tombontsoa fanampiny :
– Etohina ny sakafo