Mitady Livreur-vendeur


Urgent :

Mitady livreur-vendeur (Lehilahy)

mipetraka manodidina centre-ville.


 

 

  • Matanjaka, salama, matotra
  • Tsara raha manana bisikleta
  • Mahay mivarotra
  • Andro iasana : Alatsinainy hatramin’ny Alahady maraina

 

Asa atao :

  • Maka sy manatitra ronono
  • Mivarotra ronono
  • Karama : fixe+commission

 

 


Ho an’izay vonona, tonga dia antsoy ny laharana 032 80 580 73.


 

Leave a Reply