Mitady Agent de Sécurité


MITADY

AGENT DE SECURITE


 

Ranjanana sady vaventy ve ianao

Mirefy 1,75 no mihoatra

Milanja 75 kg farafahakeliny

Mihoatra ny 25 taona

Manana traikefa amin'ny Surveillance sy Sécurité

Manao Art Martiaux

 

 


Alefaso amin”ny adresse [email protected]

CV Miaraka amin’ny sary sy ny Lettre de Motivation


 

Leave a Reply